COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Gettyimages
Les hormones de grossesse peuvent provoquer l’hyperpigmentation, la fragilité capillaire et la nervosité chez une femme enceinte.

Grossesse: les signes qui ne trompent pas

Porter un bébé est une expérience intérieure qui se lit sur tout le corps d’une mère. Il n'y a pas que les nausées ou l’augmentation de la taille des seins et du ventre comme signes de grossesse. Il y a également l’hyperpigmentation, la fragilité capillaire et la nervosité selon le gynécologue Haja Rafalimanana. Tout cela est dû aux hormones de grossesse, selon ses explications. 


Studio Sifaka · 2021-03-15_Fanadaharana-SANTENAKA-SIGNE-DE-GROSSESSE

Miankina amin’ny toe-batan’ny vehivavy ny mety hisian’ny mony sy panda na tsia eo aminy rehefa bevohoka izy. Vokatry ny tsirinaina izay miforona ao anatin’ny vatany mandritra ny fitondrany vohoka no antony mahatonga ireo. Isany mpahazo ireo vehivavy ihany koa ny fivontosan’ny tongotra sy ny tanana mandritra io fotoana io izay heverin’ny maro fa noho ny fihinanana sira be loatra. Raha ny fanazavana anefa, samy manana ny antony mahatonga izany ny tsirairay ka ilaina hatrany ny manantona mpitsabo satria mety hitarika hatramin’ny fahafahan_jaza izany raha tsy voatsabo mialoha. 

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter