COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Aamiraimer
La maigreur chez un enfant est le premier signe de la malnutrition.

Malnutrition : le cas des enfants à Madagascar

42%n’ny ankizy latsaky ny 5 taona no tratran’ny tsy fanjarihan-tsakafo eto Madagasikara ny taona 2018 raha ny tarehimarika farany navoakan’ny Multiple Iindicator Cluster Survey na MICS. Ahitana izany avokoa ny faritra rehetra manerana ny nosy. « Misafidifidy hanina ny zanako, izay angamba no nahatonga azy ho tsy ampy sakafo. Ny ahiazany be loatra no nanaitra ny dokotera nitsabo ary ka nilazana fa tsy ampy sakafo io zanako io » hoy ny fitantaran’ny renim-pianakaviana iray tojo io olana io. Ny tsy fahaizana misakafo no tena mahatonga ny tsy fahampian-tsakafo matetika araka ny fanazavan’ny eo anivon’ny fitaleavam-paritry ny fahasalamam-bahoaka DIANA. Ho an’ny mpitsabo, Ginah Rasoanaivo, dia ny tsy fihinana sakafo ara-kalitao sy ampy tsara no antony voalohany mahatonga io tranga io. Eo ihany koa ny aretina mety mahazo ilay zaza  sy ny tsy fahatomombanana eo amin’ny taova fandevonan-kanina. Mikasika ny fisehony indray dia mihamahia ilay zaza. Raha ny fitsaboana kosa dia tsy misy hafa tsy ny fanomezana vitamine sy antibiotiques. Eo ihany koa ny fanomezana fanampin-tsakafo be otrik’aina sy proteina ho an’ilay zaza. 


Studio Sifaka · 2021-03-19 Fandaharana SANTENAKA - SOUS POIDS & MALNUTRITION

En 2018, 42% des enfants de moins de 5 ans souffrent de malnutrition à Madagascar, selon les derniers chiffres publiés par l'enquête en grappes à indicateurs multiples ou MICS.  Toutes les régions de l'Île sont concernées. « Ma fille est très sélective lorsqu’il s’agit de nourriture, c’est peut-être la raison pour laquelle elle est mal nourrie. Sa maigreur excessive a alarmé le médecin, c’est pour cela qu’il nous a dit qu’elle est atteinte de malnutrition » témoigne une mère qui avait un enfant atteint de ce problème de santé. Selon la direction régionale de la santé publique de la DIANA, l’inexistence d’une alimentation de qualité est la principale cause de la malnutrition. Les principales causes sont le manque de qualité et de quantité de nourritures ainsi que les maladies que l'enfant peut contracter, explique le docteur Ginah Rasoanaivo.

Les anomalies du système digestif figurent également parmi les principales causes. Concernant les symptômes, la maigreur excessive peut être la première manifestation. Quant au traitement, donner des vitamines, des antibiotiques et des compléments alimentaires nutritifs et protéinés sont les plus recommandés.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter