COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Capri23auto
L’asthme, ou encore fumer figurent parmi les causes de la dyspnée.

C’est quoi la dyspnée ?

Raha ny tokony ho izy dia miteraka fahasemporana ny tsy fahampian’ny oksizena amin’ny vatana. Amin’izao anefa, ny olona tratran’ny coronavirus dia ahitana izay fahasemporana izay. Vizaka, mangana ny molotra, ny ratsan-tanana, ny vatana, izay no lasa marika hamantarana fa tsy ampy ny tahan’ny oksizenan’ny olona iray. Noho izany, tsara ny mampiasa oxymètre, na ilay fitaovana kely entina mandrefy ny tahan’ny oksizena ao aminao, mba anarahana maso izany. Tsy tokony hilatsaka ny 90% ny ahampoky ny oksizena ao anaty rà. Efa fambara tsy fahatomombanana izy raha latsak’izay.

Ny fahasahiranana miaina na fahasemporana na ilay antsoina hoe dyspnée dia vokatry ny tsy fahampian’ny oksizena miditra amin’ny vatana. Raha ny nambaran’ny dokoteran-tratra Michel Harisson Tiaray, dia mety ho tratran’io avokoa ny olona. Ilaina arak’izany ny fitandremana amin’ny zavatra atao satria mety ny asa atao amin’ny andavan’andro, na ny fahalotoan’ny rivotra, ny tsy fitsaboana tsara ny aretina mitaiza toy ny asthme, ny tsy fahampiana rà na ny anémie no miteraka an’ilay fahasemporana.


En général, l’hypoxie provoque une difficulté respiratoire. Toutefois, actuellement, certains patients atteints du coronavirus ne présentent pas cette difficulté respiratoire alors qu’ils sont en manque d’oxygène. La cyanose ou la peau bleutée, ou la fatigue restent les seuls signes. C’est pourquoi, il est conseillé de surveiller quotidiennement le taux d’oxygène dans notre corps à l’aide d’un oxymètre. La saturation en oxygène ne devrait pas descendre les 90%.

La dyspnée est l’une des conséquences du manque d’oxygène. Selon le pneumologue, Michel Harisson Tiaray, tout le monde peut être atteint de la dyspnée. En effet, outre les maladies chroniques respiratoires telles que l’asthme ou la bronchopneumopathie chronique obstructive (BPCO), l’anémie, les causes sont souvent les conséquences de nos activités quotidiennes : pollution, exposition sans masque dans les carrières, etc.


Studio Sifaka · 2021-04-21_Fandaharana-SANTENAKA-DYSPNÉE-ET-COVID_DYSPNÉE-IALY
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter