COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Geralt
Les maladies infantiles peuvent aussi s’avérer compliqués chez les femmes enceintes.

Les maladies infantiles chez les adultes

Nendram-boalavo, donika, kitrotro…Anisan’ireo karazana aretina mpahazo ny ankizy. Azo avy amin’ny tsimokaretina izy ireo. Miseho amin’ny ankizy latsaky ny 5 taona ireo aretina ireo amin’ny ankapobeny na dia misy aza ny vaksiny fanefitra. Mety hiseho amin’ny olon-dehibe koa anefa izany raha mbola tsy voa izy fony fahakeliny, ary mafimafy kokoa aza ny fisehony hoy ny dokotera Razanajohary Rachel. Arakaraky ny fivoaran’ny toe-bantana tokoa hoy izy ny hamafin’ny fiantraikan’ny aretina iray. Tsara araka izany raha asiana foana ny fifampikasohana eo amin’ny ankizy efa voa sy ny ankizy tsy mbola nandalovan’ilay aretina. Toy izany ny nendram-boalavo, izay hanomezan’ny dokotera Rakotonjanahary Odile torohevitra ato anatin’ny Santenaka.


Varicelle, rougeole, oreillons… autant de maladies virales dont souffrent les enfants. Elles surviennent chez les enfants de moins de 5 ans en général même si les vaccins sont déjà administrés. Mais elles peuvent également survenir chez les adultes lorsqu'ils n’ont pas été atteints durant leur enfance. Dès lors, elles se manifestent sou des formes graves, selon le docteur Rachel Razanajohary. La maladie s’aggrave suivant l’évolution du métabolisme. Il est conseillé alors de garder le contact entre les enfants infectés et les enfants qui n'ont pas encore été atteints par la maladie. Tel est le cas de la varicelle. Le Docteur Odile Rakotonjanahary donne des conseils dans Santenaka.


Studio Sifaka · 2021-01-30_Fandaharana-SANTENAKA-MALADIE-INFANTILE
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter