COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©AFP
L'utilisation fréquente d'appareils de lissage peut détruire les cheveux.

SantéNakà : La chute de cheveux

La chute de cheveux peut être causée par une alimentation incomplète. Et pas seulement, il y a aussi la fatigue, ou encore l’utilisation fréquente des appareils de lissage de cheveux, explique Docteur Sedra Niaina.


Ny fihintsanam-bolo dia fialan’ny volo amin’ny hodi-doha, tsy misy ny fisintonana ny volo fa dia miala ho azy. Maro ny antony mety hahatonga izany toy ny tsy fahampian’ ny sela mamelona ny volo sy ny sakafo izay manampy amin’ ny fitsirian’ny volo, eo ihany koa ny faharerahana be loatra, ny fanaovana volo matetika, ny fampiasana vokatra fanao amin’ ny volo izay mety tsy ho zakan’ny volo araka ny nambaran’ i Dr Sedra Niaina, mpitsabo.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter