COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Cottonbro
La peinture libère et apaise la pensée.

L'art thérapie

L’art thérapie est une méthode d’accompagnement de ceux qui ont du mal à exprimer leurs émotions à travers les mots. Tels sont les cas des autistes et des souffrants de nervosité par exemple, souligne la psychologue Lisy Zarasoa Ratsifandrihamanana. En effet, l’expression corporelle et les dessins, par exemple, aident à communiquer et à avoir plus de paix intérieure. Les maniaques, considérés comme des personnes ayant des troubles psychiques, ont également du mal à contrôler leur humeur hors de leur confort personnel et pourraient avoir besoin d’art thérapie.


Studio Sifaka · 2021-05-27_Fandaharana-SANTENAKA-ART-THÉRAPIE&MANIQUE

Fomba iray hanampiana sy hitsaboana  an’ireo izay sahirana amin’ny tsy fahaizana maneho fihetsem-po amin’ny teny toa ny « autiste » na ny olona mikorontan-tsaina, ny « art-therapie » hoy ny psikology Ratsifandrihamanana Lisy Zarasoa. Amin’ny alalan’ny fihetsiky ny vatana, ny fanaovana sary ohatra no hifaneraseran’izy ireo amin’ny hafa ary ahafahan’izy ireo manana fitonian-tsaina kokoa.

Manana aretin’ny saina ihany koa ireo « maniaque » na ireo olona antsoina hoe adalam- toe-javatra iray toa ny filaminana na fahadiovana ohatra. Manana olana eo amin’ny fifehezana ny fihetsem-po izy ireny noho ny fiankinan-doha amin’ny fomba fiainany.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter