COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Artem Podrez
Janssen et Sinopharm figurent parmi les vaccins choisis par l’Etat malgache.

Suite du programme de vaccination contre la COVID 19 à Madagascar

Les Malgaches auront une multitude de choix sur les vaccins contre la COVID-19 jusqu’au mois de décembre. Outre les vaccins Covishield et Janssen qui sont déjà arrivés, nous attendons l’arrivée de Sinopharm, don du gouvernement chinois. Ce n’est pas tout, le vaccin Pfizer pourrait également arriver d’ici peu, selon le Directeur du Programme Elargi de Vaccination au niveau du Ministère de la Santé Publique, Rivomalala Rakotonavalona. Les détails ainsi que l’organisation pour la suite de la vaccination sont présentés dans l’émission Santénakà.


Studio Sifaka · 2021-08-16_ Fandaharana SANTENAKA - EFFICACITE JANSSEN & SINOPHARM

Hanana safidy maromaro ny Malagasy hatramin’ny volana desambra amin’ny vaksiny hiadiana amin’ny COVID-19. Ankoatra ny Vaksiny Covishield sy ny Janssen izay efa tonga dia andrasana ihany koa ny Sinopharm, fanomezana avy amin’ny governemanta sinoa. Tsy izay ihany fa azo heverina ihany koa ny hahatongavan’ny Pfizer afaka fotoana fohy hoy ny fanazavana avy amin’ny Tale misahana ny fandaharanasa momba ny fanaovam-baksiny ao amin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka, Rakotomalala Rivonavalona. Ato anatin’ny fandaharana Santénakà no hanarahanao antsipirihin’ireo rehetra ireo sy ny fandaminana mikasika ny tohin’ny fanaovam-baksiny.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter