COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©William Fortunato
Certaines mères souffrent du baby blues après accouchement.

Le baby blues et la dépression post-partum

Aretina roa mety hahazo ny vehivavy avy niteraka ny « baby blues » sy ny « dépression post-partum ». Raha ny filazan’ny psykology Andrianilaina Koloina, ny « baby blues » dia alahelo mety mahazo ny vehivavy vao avy niteraka. Maro no mety ho antony : ao ny havizanana, ao ihany koa ny fahatongavan-tsaina hoe niova ny toe-batany na hoe tsy araka ny nieritreretany azy ny fiterahana, indrindra raha zaza voalohany. Mandalo ny baby blues ary tsy mihoatra ny telo herinandro ary afaka ho azy, hoy izy, fa miankina amin’ny toem-pahasalamana ara-tsain’ny vehivavy ny mampivadika ny baby blues ho aretina hafa. Rehefa tena mafy ny niatrehany fiterahana sy ny fananana zanaka dia mety miafara amin’ny « dépression post-partum » ka manilika ny zanany ary tsy te hikarakara azy, na koa ny « psychose puerpérale » izay mahatonga azy hanilika sy hanao toy ny tsy niteraka. Manamafy ny psykology fa ilaina ny fanampiana amin’ny manodidina mba tsy ho irery ary azo sitranina tsara amin’ny fanafody ireo aretina ireo.

Tsara ny mihinana sakafo vaovao noho ny mialon’andro. Ny ambina henan’akoho, ny ovy, ny olatra, ny vary, ny atody na ny sakafo misy atody, ny makamba dia tsy tsara afanaina intsony fa hanina mangatsiaka, mba tsy hankarary.


Studio Sifaka · 2021 - 09 - 08 Fandaharana SANTE - NAKA BABY BLUES

Le baby blues est un état dans lequel certaines mères qui viennent d’accoucher tombent malgré elles, surtout en cas de naissance du premier enfant. La tristesse, la peur de ne plus revoir son corps revenir à son état initial, la fatigue en sont généralement les causes. Le baby blues est un état passager, il ne dure pas plus de trois semaines, selon la psychologue Koloina Randrianilaina. Cependant, lorsque cet état tend à se prolonger, la mère souffre de dépression post-partum et peut rejeter son enfant et refuser de s’en occuper. Dans le cas de la psychose puerpérale, la mère peut agir comme si elle n’avait jamais accouché. A l’aide de traitement médical et d’accompagnement par la famille ou les amis, il est possible de retrouver une meilleure santé psychologique pour les mères qui passent par ces étapes difficiles.

Tous les aliments ne sont pas faits pour être réchauffés. Les restes de poulet, de pommes de terre, de champignons, de riz, d’œufs, de crevettes ne doivent pas être remis sur le feu, une fois qu’ils ont déjà été mis au frigidaire. Ils pourraient être toxiques et générer des maladies.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter