COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©BarbaraBonanno
Les mains moites peuvent aussi dégager une odeur de transpiration.

Les odeurs corporelles

Misy ny olona tia ny fofony natoraly avoakany ary misy koa ny tsy tia izany. Tsy voatery manosotra ranomanitra amin’ny helika fa ny karibonetra sy ny alamo dia akora natoraly azo ampiasaina noho izy ireo mifoka ny atsembohana. Ny fofona dia natoraly amin’ny vatan’olombelona kanefa, raha ny filazan’ny dokotera Rodolphe, misy karazan-tsakafo hoanina mety hampamoaka fofona hafa ho an’ny vatana. Anisan’izany ny trondro, ny atody, ny ronono, ny tongolo sns. Mampiakatra ny hafanana ao anaty vatana ihany koa ny kafe, dite, alikaola ary mahatsemboka sy mampamoaka fofona. Ny faritra misy volo sy ny felan-tanana sy tongotra dia faritra tena misy mikraoba ka mety mahatonga ny fofona. Raha toa ka tsy mihinana ireo sakafo voatondro ireo ka mamoaka fofona ratsy dia tokony hanantona dokotera. Tsy tokony miverina manao kiraro roa andro misesy ny olona iray fa misolo kiraro isan’andro ary tokony hiandry ny vatany maina tsara vao miankanjo mba tsy hisian’ny fofona aminy.


Studio Sifaka · 2021-09-10 Fandaharana _SANTE NAKA_FOFANA&ALAMO

Certaines personnes aiment sentir leur odeur naturelle tandis que d’autres non. L’odeur émanant des aisselles, par exemple, est naturelle selon le docteur Rodolphe. Cependant, en fonction des aliments consommés, la sueur peut amplifier les odeurs. Les personnes qui consomment du poisson, des œufs, du lait, des oignons sont plus enclins à dégager de fortes odeurs. Il en est de même pour les aliments et boissons qui aident à la transpiration, comme le café, le thé, le piment et l’alcool. Les zones à forte pilosité sont également des nids à odeur, du fait que les microbes y siègent facilement.

Il convient de préciser que si un sujet ne consomme aucun des aliments cités et que son corps dégage de mauvaises odeurs, il lui faut consulter un médecin. De plus, le docteur Rodolphe interpelle chacun à changer de chaussures tous les jours, et surtout à attendre d’être au sec, après sa douche, pour s’habiller.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter