COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Andrea Piacquadio
Le bandage est une solution pour immobiliser un membre souffrant de foulure ou de traumatisme.

Comment contenir une hémorragie externe ?

Il y a trois gestes conseillés pour contenir une hémorragie externe : la compression manuelle, le pansement compressif et le garrot, explique Tahiry, formateur en secourisme. Une hémorragie qui n’est pas prise en charge à temps peut entraîner la mort de la victime.

En cas de traumatisme des os, il est recommandé d’immobiliser les os par une ou des écharpes ou des attèles. Certes, certaines pratiques de la société suggèrent de remettre les os en place, juste après l’inflammation, mais il y a des risques de complications, explique Andrianalijaona Rahelimampiandra, formateur en secourisme.


Studio Sifaka · 2021-09_13 Fandaharana SANTENAKA - HEMORRAGIE & TRAUMATISME DES OS

Mety hitarika hatramin’ny fahafatesan’ny olona iray ny fahavakisan-drà raha toa ka tsy voaray an-tanana haingana. Ny tanjon’ny fandraisana an-tanana atao dia ny hanajanonana ny fitosahan’ny rà. Misy fomba telo hahafahana manao izany : ny tsindrin-tanana, ny fatotra sy ny geja, hoy ny mpampiofana amin’ny famonjena aina, Tahiry.

Raha sendra misy fahatapahan’ny taolana na folaka, isan’ny fihetsika mahazatra ny fiaraha-monina ny hoe mamerina izany dieny mbola mafana. Mety hitera-doza anefa ny fanaovana izany raha sanatria tsy tafaverina amin’ny laoniny ilay taolana hoy ny mpampiofana amin’ny famonjena aina, Andrianalijaona Rahelimampiandra. Ny tsara indrindra dia tsy ahetsika mihitsy ilay faritra tapaka.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter