COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Studio Sifaka
La dépression peut arrivé à tout le monde.

SantéNakà : La dépression mentale

300 millions de personnes souffrent de dépression mentale dans le monde en 2018 selon l’OMS. La psychologue Niandry Randrianarisoa évoque que la dépression mentale est une maladie due à un facteur génétique ou à un facteur environnemental. Elle se manifeste par un dysfonctionnement du cerveau. Elle peut conduire au suicide si elle n’est pas traitée à temps. La dépression commence par une mélancolie, puis une très grosse fatigue et une déception.



Mahatratra 300 tapitrisa ny olona voan’ny fahaketrahana ara-tsaina na dépression mentale eran-tany, araka ny isa navoakan’ny OMS tamin’ny 2018. Miseho amin’ny alalan’ny tsy fahatomombanan’ny fiasan’ny atidoha ary mety hiafara amin’ny famonoan-tena izy io raha tsy voavaha ara-potoana ny olana nahatonga azy. Mbola latsaky ny 10% anefa ny olona afaka manaraka ny fitsaboana ny fahaketrahana ara-tsaina noho ny havitsian’ny mpitsabo sy ny halafosan’ny fanafody. Miresaka bebe kokoa mikasika izany ny psychologue Niandry Randrianarisoa ao anatin’ny Santénaka.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter