COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©lovini
Tout vaccin peut provoquer des effets secondaires.

Les effets secondaires du vaccin contre le coronavirus peuvent être légers

Maux de têtes, vertiges, fatigue… des jeunes témoignent de leurs sensations après réception de 2 doses d’AstraZeneca. Selon les experts, tout vaccin peut provoquer des effets secondaires, qu’ils soient légers ou conséquents. Les effets secondaires du vaccin contre le coronavirus peuvent être de légers malaises. Les docteurs Maryse Rambaud-Debout, médecin dans une maison de retraite en France et Edinam Agbenou, résponsable de la sécurité vaccinale de l’OMS Afrique expliquent ces effets secondaires du vaccin.


Studio Sifaka · 2021-09_20 Fandaharana SANTENAKA - JEUNES VACCINES & EFFETS SECONDAIRES

Aretin’andoha, fanimpanina, vizambizana… mitantara ireo zavatra tsapany taorian’ny nanaovany vaksiny fatra roa an’ny AstraZeneca ireto tanora. Mety ho malefaka ihany ny fiantraikan’ny vaksiny. Araka ny voalazan’ireo manampahaizana, ny vaksiny rehetra dia mety misy fiantraikany avokoa, na malefaka izany na mahery. Manome fanampim-panazavan ny amin’izay fiantraikan’ny vaksiny miady amin’ny coronavirus izay ny dokotera isany : Maryse Rambaud-Debout, mpitsabo ao amina trano fisotroan-dronono iray any Frantsa, sy i Edinam Agbenou, miandraikitra ny filaminan’ny fanaovam-bakisiny ao amin’ny sampandraharahan’ny firenena mikambana misahana ny fahasalamana any Afrika.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter