COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka
Madagascar dispose de 324.000 doses de vaccin Janssen.

La chaîne de froid permet de conserver la qualité des vaccins

Raisina ho fiantraikan’ny vaksiny hiadiana amin’ny COVID-19 avokoa izay toe-pahasalamana hafahafa mitranga amin’ny olona iray avy natao vaksiny ao anatin’ny 30 andro nanaovany izany. Ankoatry ny gripa, te handoa, fahatsapana folapolaka, isan’ireo fiantraikan’ny vaksiny niavaka indrindra tao aorian’ny fanaovam-baksiny tamin’ny Covishield teo ny fanehoana tsy fahazakana azy na ny « allergie » ka nitarika fahaseporan’ilay olona.

Mitaky fanaraha-maso akaiky sy fitaovana manaraka ny fenitra ny fitahirizana ny vaksiny. Fepetra voalohany tsy maintsy harahina amin’izany ny fanajana ny maripana hitahirizana azy izay matetika 2°C hatramin’ny 8°C eo eo. Tsy azo hampiasana intsony ny vaksiny simba na lany daty. Efa misy singa hamantarana ny kalitaon’ilay vaksiny hoy ny talen’ny sampana misahana ny vaksiny eo anivon’ny ministera ny fahasalamam-bahoaka, Dr Rakotonavalona Rivomalala.


Studio Sifaka · 2021-10-22 Fandaharana SANTENAKA_EFFETS SECONDAIRES VACCINS

Les effets secondaires apparaissant 30 jours après la vaccination sont considérés comme des manifestations adverses post-immunisation ou MAPI des vaccins. À part les effets secondaires courants tels que la grippe, les courbatures et la fièvre, certains sujets souffrent de réactions allergiques pouvant les plonger dans un état d’apnée.

La chaîne du froid vaccinale a pour but de maintenir les vaccins à la température requise pendant leur transport jusqu’à ce qu’ils soient administrés. En général, la température de conservation varie entre 2°C à 8°C. Les vaccins sont équipés d’un dispositif permettant de reconnaître si les vaccins sont toujours en bon état ou non, explique le Dr Rivomalala Rakotonavalona, directeur de la direction du Programme Elargi de la Vaccination. Les vaccins périmés sont inutilisables.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter