COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Unsplash
Les recherches ont démontré les vertus du flocon d’avoine sur la santé.

L'art de manger

Anisan’ny foto-tsakafo ahitana siramamy na glucide ny « flocon d’avoine » izay karazam-barimbazaha fanao sakafo maraina. Miavaka ity sakafo ity nohony tombon-tsoa entin’ny fihinana azy eo amin’ny fahasalaman’ny olona, araka ny ny fikarohana natao taminy ankoatra ny maha “régime” ahafantarana azy.

Fantatrao ve fa mila fahaizana io misakafo io? Izay ilay antsoina hoe fahaizana misakafo ara-pahasalamana na « art de manger ». Matetika isika tratran’ny tsy fahampian’ny fotoana sy ny fahatarana dia lasa maikamaika misakafo na tena tsy misakafo mihintsy aza. Tsy ao intsony ilay mankafy ny sakafo hoanina nefa izay fahazaran-dratsy izay ary tonga hatramin’ny fiatraikany ratsy amin’ny fahasalamana mihitsy aza. Hanazava an’izany « art de manger » izany, i Randrianandrasana Angelo ny mpanazatra ara-panatanjahan-tena sady manam-pahaizana amin’ny fanjarin-tsakafo anatin’ny fandaharana.


Studio Sifaka · 2021-11-08 Fandaharana SANTENAKA - ART DE MANGER

Le flocon d’avoine est une céréale complète connue ses bienfaits, notamment dès le petit déjeuner. En tant qu’aliment, le flocon d’avoine a ses vertus. Les recherches ont démontré ses bienfaits sur la santé, en plus du fait qu’il est reconnu comme élément de base pour un régime alimentaire.

 L'art de manger est, de nos jours un luxe. Nous sommes souvent pris par le manque de temps et les retards que nous nous empressons d’engloutir nos repas, au lieu de nous nourrir, pire encore, dans certains cas, certaines personnes ne mangent pas du tout. L’habitude de prendre plaisir à manger s’est perdue au fil des années, alors que cela a un effet négatif sur notre santé. Le coach sportif et nutritionniste, Angelo Randrianandrasana, nous explique "l'art de manger" dans Santénaka.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter