Des données préliminaires suggèrent que les tests antigéniques détectent bien le variant Omicron, mais avec une sensibilité réduite, a déclaré dans un communiqué l'Agence américaine des médicaments (FDA), publié le mardi 28 décembre dernier. Cela veut dire que ces tests sont susceptibles d’indiquer un résultat faux négatif.
En effet, les tests antigéniques reconnaissent seulement les antigènes présents à la surface du virus, tandis que les PCR recherchent le matériel génétique du virus. Les nombreuses mutations du variant Omicron diminuent aussi l’efficacité du test. Ainsi il est conseillé de recourir à un test PCR quand une personne est suspectée d'avoir la COVID-19, présente des symptômes et une haute probabilité d'infection.
Mahita ny variant Omicron ve ny fitiliana TDR?
Mahita ny variant Omicron ny fitiliana TDR saingy tsy voatery hahomby 100% hoy ny Sampandraharaha amerikanina momban’ny fanafody na ny FDA, tao anaty fanambarana nataony ny 28 desambra teo. Izany hoe mety hahazo valiny miiba ianao nefa mitondra ny tsimokaretina, iny ilay antsoina hoe “faux négatif”.
Ny fitiliana TDR mantsy dia mamaky ny antigène eny amin’ny tsimokaretina fotsiny fa tsy mitady raha efa tafiditra ao anaty vatana izany ny tsimokaretina na tsia. Manasarotra ny fitiliana koa etsy andaniny ny fiovan’endrika maro karazana ananan’ny variant Omicron. Tsara araka izany ny mamerina filitiana PCR raha toa ka ahiahiana ho mitondra ny COVID-19 ny olona iray na efa ahitana soritraretina.