COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Jacquitoz
Les légumes à fibres aident à la digestion.

Le transit intestinal

Miteraka fikorontanana eo amin’ny fandevonan-kanina ny fiovan’ireo karazan-tsakafo ho hanina, indrindra mandritra ny fety. Tsy ny fiovan’ny karzan-tsakafo ihany no mahatonga ny fikorontanan’ny lalan-kanina ao anatintsika ao fa eo ihany koa ny fiovan’ny lera fisakafoana ohatra. Mety hiteraka olana eo amin’ny andavan’andron’ny olona iray anefa izany. Tokony hoe mijanona amin’ny ora mahazatra izany ny oran’ny fisakafoana mba tsy hisian’izay fikorontanana izay. Araka ny nambaran’ny dokotera Rabenjanahary Tovo, vao miditra ao am-bava dia efa manomboka izay fandevonana sakafo izay.

 

Studio Sifaka · 2021-12-15 Fandaharana SANTENAKA_TRANSIT INTESTINAL

 

Le changement de régime alimentaire, notamment pendant les fêtes, peut entraîner des troubles digestifs. Le changement fréquent d’heure du repas provoque également ces troubles. Cela peut cause de vrais problèmes dans la vie quotidienne. Les heures de repas doivent être maintenues aux mêmes heures. Selon le Dr Tovo Rabenjanahary, la digestion commence dans la cavité buccale.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter