COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©AFP
Les sportifs souffrent souvent de traumatisme génital.

SantéNakà : Le traumatisme génital

Le traumatisme génital est fréquent chez les sportifs. Les conséquences peuvent être différentes chez l’homme et la femme. Le docteur Emilien Rakotomanana nous en dit plus dans Santénaka.



Faritra saropady amin’ny vatana ny taovam-pananahana. Ho an’ireo mpanao fanatanjahantena anefa dia matetika izany no voadona mafy, izay no atao hoe « traumatisme génital ». Tsy voatery hitovy ny vokatr’izany amin’ny lahy sy ny vavy. Ho fantarintsika miaraka amin’ny dokotera Rakotomanana Emilien ny antsipirihan’ity lohahevitra ity, ao anatin’ny « Santénaka ».

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter