COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Studio Sifaka
Les crampes d'origine sportive sont généralement liées à un effort intense, et en particulier à cause de la négligence des échauffements.

Les crampes musculaires

La crampe est une forte contraction involontaire, douloureuse et paralysante de certains muscles à cause d’un trouble fonctionnel, comme la fatigue. Elle est très connue et fréquente chez les sportifs, comme Maherison et Fortunat en témoigne. Toutefois, la crampe peut arriver à n’importe quel moment de la journée, même au lit, comme le cas de Linda. Le coach sportif, Angelo Randrianandrasana explique qu’il faut immédiatement étirer le muscle atteint de crampe et prendre un petit temps de pause. Certaines crampes peuvent être évitées en buvant suffisamment d’eau dans la journée.

 

Studio Sifaka · 2022-01-26 Fandaharana SANTENAKA - CRAMPES CHEZ LES SPORTIFS

Ny crampe dia fikainkonana na fivokonan-kozatra. Maharary tsy ahavitana mihetsika mihitsy aza indraindray rehefa mitranga izany. Ny mpanao fanatanjahantena no tena miaina azy io matetika, vokatry ny havizanana na ny ezaka be loatra ataony. Saingy mety ho tratran’izany avokoa ny rehetra, na dia eo am-pandriana aza toa an’i Linda. Manazava ny mpanazatra ara-fanatanjahantena, Randrianandrasana Angelo, fa tsy maintsy henjanina avy hatrany ilay hozatra mivokona ary rehefa afaka izany dia tokony avela haka aina aloha satria mety hiverimberina izay kirampy izay ary mety tsy hamaly intsony izay hozatra izay ny farany. Azo sorohana ny krampy raha misotro rano tsara anatin’ny andro iray. Fa indrindra, ny olona tsirairay koa dia tokony hahalala ny fetrany rehefa mampiasa vatana.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter