COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Studio Sifaka
Les aliments trop sucré sont déconseillés pour la préserver la santé dentaire.

Entre implant dentaire et prothèse dentaire

Une mauvaise hygiène dentaire peut entrainer des problèmes plus importants sur notre santé globale en atteignant les organes vitaux comme les reins et le cœur. Il est conseillé d’en prendre soin quotidiennement pour éviter les complications plus sérieuses telles que l’endocardite. Entre implant dentaire, le plus utilisé à Madagascar et prothèse dentaire, une solution plus récente, le dentiste et chirurgien maxillo-faciale, Ravelojaona Hary Andriatsilavo explique leurs différences et leurs avantages en tant que remplacement de nos dents.

Studio Sifaka · 2022-01-28 Fandaharana SANTENAKA - IMPACT PROBLEMES DENTAIRES & PROTHESES DENTAIRES

Ny fahasalaman’ny ativava dia mifandray mivantana amin'ny fahasalamantsika amin’ny ankapobeny. Ny faharatsian'ny nify na ny fahasimbany hatramin’ny areti-nify dia miteraka olana lehibe kokoa amin'ny fahasalamana amin'ny ankapobeny, ary misy faitraikany any amin'ny taova hafa toy ny voa sy ny fo. Ampirisihana noho izany ny fikarakarana ny nify isan'andro mba hisorohana ny fahasarotana lehibe kokoa toy ny endocardite.

Amin’ireo karazana solonify dia misy ny prothèse ilay solonify mahazatra fampiasa indrindra eto Madagasikara sy ny implant izay vahaolana vao haingana kokoa. Manazava ny mahasamihafa azy sy ny tombony ary ny lesoka amin’ny fampiasana azy ny dokotera mpitsabo nify sy mpandidy ny aty vava, Ravelojaona Hary Andriantsilavo.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter