COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Studio Sifaka
les sympotmes peuvent être des délangeaisons.

La maladie du foie

Les signes de l’allergie sont un peu similaires à la maladie du foie. Des taches visibles apparaissent sur les parties sensibles de la peau qui peuvent s’accompagner de démangeaisons plus ou moins sévères.   Le Docteur Willian Razafimahatratra explique la différence entre les deux et souligne que les formes de maladie du foie les plus fréquentes restent  la fièvre jaune, l’hépatite ou encore la cirrhose.

Pour avoir un ventre plat, il est nécessaire de faire du sport selon les recommandations convenables à chacun effectué par le médecin ou un professionnel de sport. Un régime alimentaire est également conseillé pour avoir encore plus de résultats selon le Coach Rohy Naely Ramaroson.

Studio Sifaka · 2022-02-11 Fandaharana SANTENAKA - ARETIN'ATY & FAMPIHENANA KIBO SY FANATANJAHATENA

Afangaron’ny olona matetika ny fisehon’ny aretin’aty sy ny tsy fahazakan-javatra na allergie. Karazana aretin’aty matetika mitranga eto amintsika izao ny Angorongosy na Fièvre Jaune sy ny Hépatite. Tafiditra ao anatiny ihany koa ny Cirrhose, izay vokatry ny fisotroana toaka be loatra. Inona avy ary ny tsara ho fantatra mba hahaizana mampiavaka ny fitrangan’ny aretin’aty sy ny allergie izay ? Hiresaka amintsika ato anatin’ny fandaharana SantéNaka ny Mpitsabo William Razafimahatratra.

Antony maro no mahatonga ny olona te hampihena kibo, ohatra amin’ izany ny fiovam-batana taorian’ny fiterahana, na ny hatavezana, na vokatry ny aretina. Fanatanjahantena sy fifadiana karazan tsakafo no vahaolana amin’izany hoy ny Coach Sportif Rohy Naely Ramaroson. Araho ary ato anatin’ny fandaharana Santénaka.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter