COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©17674517
Cette baisse du nombre de nouvelles contaminations n’est pas un cas isolé.

COVID-19 : baisse du nombre de nouveaux cas en Afrique

Une cinquantaine environ sur 400 000 tests effectués, tel est le nombre de nouveaux cas de la COVID-19 enregistré la semaine du 13 mars. Cette baisse du nombre de nouvelles contaminations n’est pas un cas isolé. C’est presque le même partout dans le continent Africain, depuis que nous avons dépassé la 4e vague au mois de janvier. Pour les vaccination, c’est justement le moment d’accélérer la campagne. L’OMS en Afrique a constaté que la population africaine commence à adhérer progressivement au vaccin. Par exemple, en février 2022, 8 millions de doses de vaccin en plus ont été administrées par rapport aux données du mois de janvier. 

Studio Sifaka · 2022-03-22 DECRYPTAGE - BAISSE DU NOMBRE DE CAS AFRIQUE VF

Tato anatin’ny iray volana izay, nihena tsikelikely ny isan’ny tranga vaovaon’ny coronavirus teto amintsika. Raha ny isa farany nivoaka ny 19 martsa izao dia 50 izany, tamin’ny olona efa hetsy natao fitiliana. Tsy eto Madagasikara ihany nefa io, fa manerana ny Afrika mihitsy. Tamin’ny volana janoary iny no niseho ny andiany faha-efatra tamin’ny valanaretina, taorian’izay dia nihena 10% ny isan’ny tranga vaovao, raha ny nambaran’ny sampan’ny firenena mikambana momban’ny fahasalamana. Fotoana ohatr’izao mihitsy no anararaotana hanavaona vaksiny hoy ireo manam-pahaizana. Tsikaritra koa fa miha resy lahatra amin’ny fanaovana vaksiny ny mponina aty Afrika. Ny volana febroary teo izao, nitombo 8 tapitrisa ny isan’ny olona tonga nanao vaksiny raha oharina tamin’ny volana janoary.

Studio Sifaka · 2022-03-22 DECRYPTAGE - BAISSE DU NOMBRE DE CAS AFRIQUE VM

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter