COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Milesz
La gale est souvent confondue par l’eczéma ou d’autres éruptions cutanées.

La gale touche 300 millions de personnes par an dans le monde

La gale fait partie des dix maladies les plus anciennes qui n’est pas encore éradiquée à l’heure actuelle. C’est une infection contagieuse de la peau causée par un acarien appelé sarcopte.  La gale se transmet le plus souvent par le contact direct indique-t-on le Dr Hanitraina Rakotobe. Le principal symptôme est l’existence de démangeaisons intenses, quasi permanentes et plus importantes la nuit.

Selon l’OMS, la gale touche plus de 300 millions d’individus par an dans le monde. Il existe des traitements pour la gale mais l’hygiène est indispensable pour le prévenir.

Nous allons également parler des imperfections cutanées dans la deuxième partie. Le dermatologue nous va donner son avis sur les produits pour masquer les taches.

Studio Sifaka · 2022-04-11 Fandaharana SANTENAKA - ERADICATION DE LA GALE & TACHES SUR LA PEAU

Isan’ireo aretina 10 naharitra ela indrindra nefa mbola tsy fongotra hatramin’izao ny lagaly eny fa na any amin’ireo firenena mandroso aza. Ilay acarien antsoina hoe sarcopte no mahatonga azy raha ny fanazavan’ny Dr Rakotobe Hanitraina ary ny faritra misy fiforetana eo amin’ny vatana no tena isehoany. Ny fisehony dia mangidihidy be sy maharitra indrindra fa amin’ny alina ary miafara amin’ny fery matevina mihitsy . Mora mifindra ny lagaly, avy amin’ny fifampikasohana mivantana dia ampy hifindrany amin’ny olona hafa. Misy fitsaboana tsara izy ity fa ny fahadiovana kosa no tena fisorohana tsara indrindra.

Hiresaka momban’ny tasy miseho amin’ny hoditra ihany koa isika ato anaty tapany faharoa ny fandaharana. Ka ho henointsika amin’izany ny hevitry ny mpitsabo hoditra mahakasika ireo vokatra fanalana tasy sy ny hoe azo atao ve ny mamafa ny tasy tsy ho tazana intsony.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter