COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©James Gathany, Judy Schmidt, USCDCP
Ce vaccin n’est valable qu’aux Etats-Unis et en Europe.

Comirnaty : dose pédiatrique du vaccin contre la Covid-19

Il existe une dose pédiatrique de vaccin contre la Covid-19 pour les moins de 12 ans. Pfizer a lancé un vaccin appelé Comirnaty, la dose administré vaut le tiers de la dose d'injection pour les personnes de plus de 12 ans. C'est pour les enfants de 5 à 11 ans plus précisément. À 12 ans révolus, la dose administrée est la même que pour les adultes. Ce vaccin nécessite également 2 doses, avec un intervalle de 3 semaines. Mais pour les enfants plus sensibles, la 3e dose est nécessaire au moins 28 jours après la 2e dose. Pour Madagascar, seul les plus de 18 ans ont le droit d’être vaccinés. Ce vaccin n’est valable qu’aux Etats-Unis et en Europe.

Studio Sifaka · 2022-04-07 DECRYPTAGE - DOSE PEDIATRIQUE VF

Misy fatra manokana ho an’ny ankizy na hoe dose pédiatrique ho an’ireo latsaky ny 12 taona ny vaksiny miady amin'ny Covid-19. Namoaka an’izay vaksiny antsoina hoe Comirnaty izay ny avy ao amin’ny Pfizer. 1 ampahan-telon’ny fatram-bakisiny atsindrona amin’ny olondehibe izy ity, ho an’ny ankizy 5 hatramin’ny 11 taona. Raha efa feno 12 taona kosa dia mitovy fatra amin’ny an’olon-dehibe ny vaksiny atsindrona azy. Araka ny nambaran’ireo manampahaizana dia mila fatra faha-2 ihany koa ity vaksiny ity, elanelanina 3 herinandro. Fa ho an’ireo ankizy somary marefo kosa dia mila fatra faha-3 ihany farafahakeliny 28 andro aorian’ny fatra faha-2. Ny eto Madagasikara aloha dia mbola ho an’ny 18 taona mihoatra ihany ny vaksiny fa any Etazonia sy Eoropa no efa manao azy.

Studio Sifaka · 2022-04-07 DECRYPTAGE - DOSE PEDIATRIQUE VM

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter