COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Studio Sifaka
L’addiction à l’écran touche davantage les jeunes.

Nous et les écrans

Efa saika misy efijery na écran avokoa ny fitaovana ampiasaina amin’izao fotoana izao. Hatramin’ny kilalaon’ny ankizy aza. Raha ny voka-pikarohana iray tany Frantsa nivoaka tamin’ny taona 2021 dia adiny valo eo amin’ny ankapobeny ny fotoana lanin’ny olona iray eo anelanelan’ny 12 hatramin’ny 40 taona iray amin’ny fijerena efijery.  Raha io salan-taona io anefa dia tokony 120 minitra na adiny roa isan’andro eo ihany no mampiasa efijery. Izany hoe avo efatra heny amin’ny tokony ho izy ny fampiasan’ny olona ny écran. Ao ny mampiasa izany noho ny asa fa misy kosa fiankinan-doha mihitsy. Vokatry ny fiankina-doha izay dia manoro hevitra ny mpahay toetr’olona, Ravelonarivo Mihanta mba hialana amin’izany. Ny famerana ny fotoana hampiasana azy no tokony hatao voalohany, ary mila mitady zavatra hafa atao mba tsy hijerena efijery matetika indrindra fa ny fampihetseham-batana.

Studio Sifaka · 2022-04-15 Fandaharana SANTENAKA - ADDICTIONS DES JEUNES AUX ECRANS

Outils de travail ou instruments de détente, les écrans font partie intégrante de notre quotidien. Selon une étude effectuée en France en 2021, une personne passe en moyenne 8 heures par jour sur leurs tablettes ou ordinateurs et notamment sur leurs smartphones. Une étude effectuée par l’ONG Youthfirst pendant la pandémie de la COVID-19 montre également qu’un jeune malgache peut rester jusqu’à 5 heures sur son téléphone ou smartphone. Pour sortir de l’addiction à l’écran, la psychologue Mihanta Ravelonarivo suggère de limiter les temps passé sur son téléphone, de multiplier les activités physiques ainsi que les relations interpersonnelles.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter