COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Fanomezantsoa Sarobidy
Les chiens nous procurent le sens du bien être émotionnel.

Avoir un animal de compagnie

Avoir un animal de compagnie est bon pour notre santé. En passant du temps avec leurs deux chiens Fanomezantsoa et sa famille éprouvent un sentiment de bien-être, de joie, et moins de stress.

Le médecin vétérinaire Mamy Rabenandrasana confirme qu’avoir un animal de compagnie peut être bénéfique aussi bien pour le moral que pour la santé. Vivre avec un animal à la maison ne présente pas de dangers particuliers aux humains, à condition que les règles d’hygiènes basiques soient respectées. Avoir des animaux de compagnie renforcerait même notre système immunitaire.

Studio Sifaka · 2022-04-18 Fandaharana SANTENAKA_FIOMPIANA BIBY

Ny alika sy ny saka no be mpisafidy rehefa hoe hiompy biby ao antrano, atao namana. Ho an’i Fanomezantsoa sy ny fianakaviany izao dia voataizany amin’ny fitiavana alika ny ankohonany rehetra ary vokatsoa maro no tsapany amin’izany. Nambarany fa nanefy toetra tsara maro taminy izany toy ny faharetana sy ny fahatsapana ho tompon’andraikitra. Manokana teti-bola manodididna ny efatra hetsy ariary isam-bolana eo izy ireo amin’ny fikarakarana ireo biby ireo.

Etsy ankilany, dia nanamafy ny mpitsabo Dr Rabenandrasana Mamy, mpitsabo manokana momba ny biby fa tsy misy ahiana amin’ny fahasalaman’ny olombelona ny fisiana biby ao an-trano raha mihinana fanafody kankana ara-dalàna ilay biby sy ny olona mifanerasera aminy.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter