COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©OMS
Le taux de couverture vaccinale du pays est assez élevé, environ 45%.

5e vague de coronavirus en Afrique du Sud

 L’Afrique du Sud entre dans sa 5e vague en ce moment. Le pays a déjà enregistré une diminution des cas. Le nombre de nouveaux cas augmente chaque jour, selon l'Institut national des maladies transmissibles. Les chiffres de ces derniers jours sont les plus élevés en trois mois. Pourtant en mars, ils ont enregistré 0 décès en 2 jours depuis le début de la pandémie en 2020. Raison pour laquelle, leur président, Cyril Ramaphosa, a annoncé au début de ce mois que toutes les restrictions sanitaires étaient levées. Espérons qu’ils vont mieux s’en sortir cette fois car le taux de couverture vaccinale du pays est assez élevé, environ 45%.

Studio Sifaka · 2022-04-27_DECRYPTAGE - VF

 Miditra amin’ny andiany faha-5 ange ny valanaretina coronavirus any Afrika Atsimo e. Efa tsy dia heno loatra intsony ilay izy dia iny indray fa niverina. Mihamiakatra mihamiakatra ihany ny isan’ireo tranga vaovao any an-toerana isan’andro araka ny nambaran’ny Institut national des maladies transmissibles. Ireo tarehimarika voaray nandritra izay andro vitsivitsy farany izany no tena avo indrindra tao anatin’ny 3 volana izay. Tamin’ny volana martsa anefa nisy an’izany hoe tsy nisy maty mihitsy tao anatin’ny 2 andro hatrizay nisian’ny coronavirus izay. Ny filohan’zareo aza, i Cyril Ramaphosa, efa nanambara mihitsy tamin’ny volana fiandohan’ity volana ity fa efa foana daholo ny fepetra ara-pahasalamana rehetra. Mety ho tombony ho andry zareo angamba dia hoe latsaka kelin’ny 45% n’ny mponina any no efa vita vaksiny.

 

Studio Sifaka · 2022-04-27_DECRYPTAGE - VM
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter