COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©La Classe Maman L.C.M
Une des positions du Yoga Prénatal avec un ballon

Le yoga prénatal pour apaiser la douleur des contractions

Le yoga prénatal peut être pratiqué dès que le bébé est dans l’utérus. Lors d’une séance, la sage-femme Henintsoa apprend plusieurs postures et exercices aux futures mamans pour réduire les différentes douleurs liées à la grossesse. Cela réduit également le temps de travail des  mamans lors de l’accouchement et facilite l’accouchement en lui-même. Les exercices peuvent être réalisés avec leurs partenaires ou en solo, avec ou sans les matériels comme les ballons. Il est notamment déconseillé de suivre les tutos sur YouTube pour éviter les faux mouvements qui peuvent être fatal pour le bébé et pour la maman.

Studio Sifaka · 2022-11-25 Fandaharana SANTENAKA_YOGA PRENATAL

Vao mitsaika ao an-kibo ny zaza dia afaka manao « yoga prénatal » ny vehivavy iray.  Fihetsika sy fanazaran-tena manampy ireo vehivavy hampihena  ny fanaintainana isan-karazany mifandray amin'ny fitondrana vohoka no atao amin’izany.  Mampianatra sy manoro ny fihetsika atao amin’izany ny rasazy. Mampihena ny fotoana hihetsehan’ny zaza izany ary  manamora ny fiterahana hoy i Rasazy Henintsoa. Azo ataon’ilay vehivavy irery na miaraka amina olona hafa afaka manampy azy ireo fanazaran-tena ireo. Tsy azo atao anefa ny manaraka ny fampianarana ao amin'ny YouTube na hoe hampitain-davitra mba hialana amin'ny fihetsika tsy araka ny tokony ho izy ka mety hiteraka voka-dratsy ho an’ny zaza na ho an’ilay reny.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter