COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Afp
Il fait chaud dans le Sud de Madagascar.

santé Nakà : Est-ce que la chaleur tue le Covid 19?

Le président américain, Donald trump avait affirmé le 10 février dernier que la chaleur allait tout simplement tuer le virus. Les faits et la réalité prouve le contraire puisque chaque jour de plus en plus de pays africains sont touchés par la covid 19. Cependant, Il est important de noter que le coronavirus s'adapte plutôt bien au pays chaud puisque l'Asie du sud est, l'Afrique et l'Amérique du sud et les Caraibes est bien présent. Ne baissez donc pas la garde continuer à adopter les bonnes mesure d'hygiène comme le lavage des mains fréquents et la distanciation sociale.

Studio Sifaka · 2020 - 04 - 29 Décryptage - Chaleur VF

Tsia ! Nambaran'ny filoha amerikana, Donald Trump ny 10 febroary teo fa hamono ny tsimokaretina ny hafanana amin'ny fahatongavan'ny lohataona any Etazonia. Tsy izany anefa no mitranga amin'izao fotoana fa mitombo hatrany ireo firenena afrikanina tratran'ny covid19. Afaka miaina tsara any amin'ny tany mafana toa an'i Azia atsimo andrefana, Afrika, Amerika atsimo ary ny Karaiba ny coronavirus, jereo fotsiny ny isan'ny olona voa isan'andro any. Izany manaporofo fa hita any amin'ny firenena rehetra, na mafana na mangatsiaka, ny covid19. Mila mailo foana isika noho izany ary mila manaraka ireo lamina ara-pahasalamana sy fidiovana toy ny fanasana tanana matetika sy ireo elanelana tsy maintsy misy eo amin'ny tsirairay.

Studio Sifaka · 2020 - 04 - 29 Décryptage - Chaleur VM
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter