COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Pixnio
Masque ou chache-bouche

Décryptage : Est-ce que je peux utiliser mon masque une deuxième fois après l'avoir porté?

Oui et non ! 
Non, concernant les masques chirurgicaux. Ils sont à usage unique. Il n'est pas recommandé de les réutiliser. Le risque majeur est qu'à force de les porter, ils perdent leur pouvoir filtrant. La durée de vie des masques de ce type est de 3 à 8 heures au grand maximum.
Les masque que vous pouvez réutiliser sont uniquement ceux en tissus. Un masque en tissu doit être nettoyé après chaque utilisation. Lavez-le à 60 degrés avec votre lessive habituelle pendant 30 minutes ou à la main. Si vous ne pouvez pas le laver tout de suite, mettez-le dans une boîte hermétique en plastique qu'il faudra laver avec de l'eau de javel.
Lorsque vous mettez ou enlevez votre masque n'oubliez surtout pas de vous laver les mains au savon ou avec un gel hyrdoalcoolique.


Mbola azoko ampiasaina fanindroany ve ny arovava rehefa nampiasaina indray mandeha? 
Eny sy tsia! 
Tsia, satria indray mandeha ihany no azo ampiasaina ireo arovava fanary, fampiasan'ny mpitsabo. Tsy tsara ny mamerina mampiasa azy ireny. Rehefa niasa indray mandeha ny arovava fanary dia lany ny herin'ny filtre amin'izy ireny ka tsy maharo intsony.
Adiny 3 hatramin'ny adiny 8 no faharetan'ny fampiasana ny arovava fanary raha ela indrindra.
Ny arovava vita amin'ny lamba no azonao iverenana ampiasaina rehefa avy nosasaina. Izany hoe nosasaina tamin'ny rano mafana mihoatra ny 60 degré mandritry ny 30 minitra. Na sasao amin'ny rano sy savony. Raha tsy afaka manasa azy aorian'ny nampiasanao azy ianao, dia ataovy anaty vata plastika efa voadio tamin'ny eau de javel. 
Aza adinoina ny manasa tanana amin'ny rano sy savony na amin'ny gel hydroalcoolique mialoha sy aorian'ny fanaovana arovava. 
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter