COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©AFP
La fumée de cigarette est nocif pour la santé.

Décryptage : Peut-on attraper le coronavirus en respirant la fumée de cigarette d'une personne contaminée ?

Oui, il n'y a pour le moment aucune preuve scientifique qui prouve qu'un fumeur est plus contagieux qu'un non fumeur. Mais si vous vous tenez à une distance ou vous sentez la fumée de la cigarette c'est que vous êtes à une distance qui vous permet de contracter le virus, si le fumeur en question a la covid19. Par ailleurs, selon des dernières études il a été prouvé que les fumeurs auraient 5 fois moins de risque de développer une forme symptomatique du coronavirus et 4 fois moins de risque d'être hospitalisé. Attention la nicotine est addictif donc à ne surtout pas essayer si vous n'êtes pas fumeur et surtout, l'aumedication n'est absolument pas recommandée. En France, des tests sur la nicotine devaient débuter prochainement pour évaluer son influence sur l'évolution du coronavirus.


Ny setroka sigara avy amin'ny olona mitondra ny coronavirus ve mety hamindra ity tsimokaretina ity amin'ny olona hafa? 
Eny. Tsy mbola misy profo ara tsiantifika aloha atreto manamarina fa ny mpifoka sigara no tena mamindra io aretina io kokoa noho ny tsy mpifoka.
Nefa mety hisy ny fifindrana raha manakaiky ny fofon-tsigaran'ny olona iray mety mitondra ny tsimok'aretina Covid19 ianao.
Etsy andaniny, voaporofo tamin'ny fanadihadiana fa ny olona mpifoka sigara dia tsy mipoitra aminy loatra ireo soritr'aretin'ny coronavirus ary betsaka ny reziky tsy hidirany hopitaly. 
Tandremo ! Aza andramana anefa, fa sarotra ialana ny fidorohana nicotine na ny goudron amin'ny sigara raha tsy mpifoka ianao, ary tsy tsara ny manao dokotera tena.
Any Frantsa, hanomboka tsy ho ela ny fitsirihina mikasika ny fiantraikan'ny asan'io nicotine io amin'ny fipariahan'ny coronavirus.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter