COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Pixabay.
Crème pour la peau.

SantéNakà : Soins de la peau durant l'hiver

Il fait déjà froid et pendant l'hiver, la peau devient fragile. Il faut des soins adéquats pour qu'elle ne devienne pas sèche. Et en ce confinement, les anxiétés et les stresses peuvent se refléter à travers notre peau. Prenons donc le temps de prendre soins de nous et de notre peau.

Fikarakarana ny hoditra mandritra ny ririnina. Rehefa mangatsika ny andro dia marefo ny hoditra. Mihamaina izy ary mety ho vakivaky. Noho izany, mila fikarakarana manokana izy mandritra ny ririnina. Amin'izao fihibohana izao ihany koa dia hita taratra eny amin'ny hoditra ny fitaintainana sy ny rarintsaina. Manana fotoana betsaka isika izao ka aleo karakarana tsara ny vatana sy ny hoditra

Studio Sifaka · 2020 - 05 - 20 Fandaharana Sante Naka -SOIN - DE - LA - PEAU-
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter