Sokajiana ho anisan’ny sakafo feno ny atody ary mitondra vokatsoa maro be, tahaka ny hena. Isan’izany ny atody akoho sy ny caille na papelika. Samy manana ny fomba fihinana atody ny olona tsirairay. Hanome fanampim-pahalalana ho antsika momba ny atody i Britney Havannah, teknisiana momba ny fikarohana eo anivon’ny ofisy nasionalin’ny Fanjariantsakafo na ONN.
Les œufs, considérés comme aliments complets, sont une source de vitamine A, essentielle pour une bonne vue. A part les œufs de poules, les œufs de cailles contiennent de nutriments, protéines et sont des antioxyandants. Britney Havannah, nutritionniste de l’office nationale de la nutrition, ONN nous partage les bienfaits et l’apport de l’œuf sur notre organisme.