Le bilan de santé permet d’évaluer l’état de santé de la personne, de déceler d’éventuelles pathologies ou affections latentes, afin de proposer une prise en charge précoce du patient. Il faut réaliser un bilan de santé au moins une fois par an
Ilaina ny mikolokolo vatana, manatona mpitsabo rehefa tsy salama fa ilaina ihany koa ny manara maso ny toe pahasalamana. Inona no tena ilana ny bilan santé, isaky ny inona no tokony hanao izany isika . Hamaly ireo fanontanintsika i Dr Ihandry