L’anxiété est une réaction naturelle face à une situation stressante, mais elle peut devenir problématique lorsqu’elle devient excessive et perturbe la vie quotidienne. Elle se manifeste par différents signes physiques et émotionnels qu’il est important de reconnaître. Quels en sont les causes, les moyens de prévention et les situations nécessitant l’accompagnement d’un professionnel ?
L’anxiété peut arriver à tout le monde mais chez les enfants, il faut mettre en avant le rôle des parents et des éducateurs dans son identification et sa prise en charge.
Ny anxiété dia fomba iray hamalian’ny vatana an’ireo tranga mampiahiahy azy na miteraka rarintsaina , saingy mety ho lasa olana izy io rehefa tafahoatra ka manelingelina ny fiainana andavanandro. Miseho amin’ny soritr’aretina ara-batana sy ara-tsaina isan-karazany izy amin’izay. Inona anefa no antony, ny fisorohana ary amin’ny fotoana tokony ahoana no mila manatona matihanina ?
Mety hahazo ny olona rehetra io Anxiété io, manao ahoana izany any amin’ny ankizy, ary inona avy ny andraikitry ny ray aman-dreny sy ny mpanabe amin’ny fahafantarana sy ny fandraisana an-tanana azy io.








