La hernie ombilicale se manifeste par un gonflement au niveau du nombril. Fréquente chez les nourrissons, elle disparaît souvent naturellement, mais peut aussi toucher les adultes et nécessiter une prise en charge selon son évolution. Il y a aussi la hernie discale, touchant la colonne vertébrale. Deux sortes de Hernie qui mérite éclairage. Les symptômes, les traitements possibles et les gestes à adopter pour préserver la santé au quotidien surtout la hernie qui touche le dos.
Ny hernie ombilicale dia fivontosana eo amin’ny foitra. Fahita amin’ny zaza izy io ary matetika sitrana ho azy. Na tsy dia fahita firy aza dia mety hiseho amin’ny olon-dehibe ihany koa ary mila fitsaboana arakaraka ny fivoarany. Misy ihany koa anefa ilay atao hoe hernie discale izay mahakasika ny hazondamosina. Karazana Hernie roa izany izay tsara hatrany ny mahalala azy ireo, ny soritr’aretina, ny fitsaboana azo atao ary ireo fomba fiarovana amin’ny fiainana andavanandro indrindra ho an’ny lamosina.








