Le paludisme reste l’une des maladies les plus présentes à Madagascar et peut toucher différentes régions selon les saisons. Transmis par le moustique anophèle, il peut être évité grâce à des mesures simples de prévention et à une prise en charge rapide. Quelles sont les précautions à prendre avant de voyager dans une zone à risque : préparation du déplacement, protection contre les moustiques, reconnaissance des symptômes et importance d’un traitement rapide en cas de fièvre.
Mbola anisan’ny aretina fahita eto Madagasikara ny tazomoka ary miovaova arakaraka ny faritra sy ny vanim-potoana ny fiparitahany. Ny moka anophèle no mampita azy, saingy azo sorohana sy azo tsaboina tsara raha fantarina ara-potoana. Inona ary izany ireo fitandremana tokony hatao alohan’ny handehanana any amin’ny faritra ahitana tazomoka : fiomanana mialoha, fiarovana amin’ny moka, fahafantarana ny soritr’aretina ary fitsaboana haingana raha misy tazo.








