Le sommeil joue un rôle essentiel dans l’équilibre physique et mental. Le manque de sommeil peut entraîner fatigue, baisse de concentration et fragiliser la santé psychologique. Plusieurs conseils simples permettent d’améliorer la qualité du repos au quotidien et les liens entre troubles du sommeil et dépression. La mauvaise qualité du sommeil peut accentuer la souffrance mentale, tandis que la dépression peut provoquer l’insomnie. Un accompagnement adapté reste essentiel pour sortir de ce cercle difficile.
Zava-dehibe amin’ny fahasalaman’ny vatana sy ny saina ny torimaso. Raha tsy ampy torimaso ny olona dia mety hiteraka havizanana, tsy fifantohana ary fahalemen’ny toe-tsaina. Misy torohevitra tsotra afaka manampy hahazoana torimaso tsara kokoa sy ny fifandraisan’ny tsy fahitan-tory sy ny fahaketrahana ara-tsaina. Mety hifameno ireo olana roa ireo ka ilaina ny fanohanana sy ny fitsaboana sahaza mba hahafahana mivoaka amin’izany.








