L’« Ambalavelona » demeure un phénomène qui suscite encore de nombreux débats au sein de la société malgache. Pour certains, il est lié à des forces invisibles ou à des croyances spirituelles profondément ancrées dans la culture locale. Pour d’autres, il peut s’expliquer par des troubles de santé mentale reconnus par la médecine moderne.
Le Dr Kiady Rivo Razafindralambo, psychiatre, apporte un éclairage médical. Selon la science, l’Ambalavelona renverrait à des phénomènes d’hystérie collective. Il souligne l’influence du contexte social, des croyances collectives et du stress et de la peur dans l’apparition ou l’amplification de ces phénomènes, tout en insistant sur la nécessité d’un accompagnement à la fois médical, familial et respectueux des réalités culturelles.
Mbola mampiteraka adihevitra eo amin’ny fiarahamonina malagasy ny « Ambalavelona ». Ao ny milaza mandraikitra azy amin’ny finoana nentim-paharazana ao kosa ny mety hoefisian’ny fanazavana ara-tsiansa. Ho an’ny sasany dia mifandray amin’ny hery tsy hita maso izy io, fa ho an’ny hafa kosa dia mety ho aretina na fikorontanan-tsaina.
Manazava ny dokotera psychiatre Kiady Rivo Razafindralambo, fa mety misy ifandraisany amina fikorontanan-tsaina izy io. Manasongadina ny anjara toeran’ny tsindry ara-tsosialy sy ny finoana iombonana ihany koa anefa. Nohamafisiny fa zava-dehibe ny fanohanana ara-pahasalamana eo anivon’ny fianakaviana, sady manaja ny kolontsaina.








