L’anémie, ou manque de fer dans le sang, peut avoir des conséquences importantes sur la santé, en particulier chez les femmes enceintes. Le fer joue un rôle essentiel dans le transport de l’oxygène dans le corps et contribue au bon développement du bébé pendant la grossesse.
La supplémentation en fer est donc importante, les aliments riches en fer ainsi que les signes et les moyens de prévention de l’anémie. Comment mieux comprendre cette maladie et les traitements possibles.
Ny anémie na tsy fahampian’ny « fer » anatin’ny rà dia mety hisy fiantraikany lehibe amin’ny fahasalamantsika, indrindra ho an’ireo vehivavy bevohoka. Manampy amin’ny fitaterana oxygène ao amin’ny vatana ny fer ary ilaina amin’ny fitomboan’ny zaza ao an-kibo ihany koa.
Zava-dehibe arak’izany ny fihinanana pilina fer sy ireo sakafo ahitana io singa io, ary koa ny fomba fisorohana sy fitsaboana ny tsy fahampian-dra. Ahona no hahafantarana misimisy kokoa mahakasika an’io tsy fahampiana « fer » io syn y fitsaboana tokony ho atao.








