Le Mpox, aussi appelé variole du singe, est une maladie contagieuse qui continue d’inquiéter plusieurs pays africains y compris Madagascar. Face à l’augmentation des cas, les autorités sanitaires renforcent les mesures de prévention et de surveillance. Comment connaitre les symptômes de la maladie, ses modes de transmission ainsi que les gestes à adopter pour limiter les risques. Les spécialistes rappellent l’importance de l’isolement des personnes malades, de l’hygiène et du suivi médical en cas de suspicion.
Ny Mpox na nendran’ny rajako dia areti-mifindra mbola mampanahy any amin’ny firenena maro aty Afrika isan’izany i Madagasikara. Manoloana ny fitomboan’ny tranga dia manamafy ny fisorohana sy ny fanaraha-maso ireo tompon’andraikitra ara-pahasalamana. Ilaina ny mahafantatra ny soritr’aretina, ny fomba fifindrany ary ireo fitandremana tokony hatao mba hisorohana azy. Tsiahivina fa zava-dehibe ny fitokana-monina sy ny fanatonana mpitsabo raha misy ahiahy.








