COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Pixabay
L'ail fait parti des plantes potagères.

Décryptage : Est-ce que l'ail permet d'éviter la contamination au Coronavirus ?

Non ! Ces derniers mois on retrouve plusieurs remède miracles sur les réseaux sociaux. Comme celui-ci par exemple : "Bonne nouvelle, le virus corona de Wuhan peut-être guéri par un bol d'eau d'ail fraîchement bouillie. Un vieux docteur chinois a prouvé son efficacité " Une recette qui n'est pas de l'avis de l'Organisation Mondiale de la Santé. Selon l'OMS "rien ne prouve que la consommation d'ail protège les gens contre le coronavirus'' sur le site de cette organisation on peut lire que : «L'ail est un aliment sain qui peut avoir certaines propriétés antimicrobiennes. Cependant, rien ne prouve que la consommation d'ail protège les gens contre le coronavirus.» Pour le moment ce qui est sûre par rapport à cet aliment, c'est qu'il donne mauvaise haleine !

Studio Sifaka · 2020 - 06 - 11 Décryptage - Ail VF

Miaro amin'ny fifindran'ny coronavirus ve ny fihinanana tongolo gasy? 
Tsia ! Tao anatin'ny roa volana izay dia maro ireo karazana fanafodin'ny coronavirus aroson'ny olona eo amin'ny tambazotra Facebook. Isan'izany ohatra ity anakiray izay milaza fa vaovao mahafaly, ilay tsimokaretina coronavirus dia azo sitranina amin'ny fisotroana ranona tongolo gasy avy nampangotrahina. Voalaza fa mpitsabo sinoa efa be traikefa no nanamarina ny mampahomby azy. Tsy mitovy hevitra amin'izany anefa ny OMS, izay milaza fa tsy misy manamarina fa manasitrana ny coronavirus ny fisotroana ity ranona tongolo gasy ity. Tsindrian'ny OMS manokana mihitsy ao amin'ny tranonkalany fa afaka miady amina mikraoba maro ny tongolo gasy saingy tsy miaro amin'ny coronavirus. Hatreto aloha, ny fantatra, dia isan'ny sakafo mahery fofona izy ity. 
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter