COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Sahala
Sahala Sud-Est, l'artiste aux multiples talents.

Artiste : La parole à Sahala

  Originaire du Sud-Est, plus précisément de Farafangana, cette artiste, aux multiples talents, a débuté sa carrière de chanteuse en 2016. Danseuse dans ses débuts, chanteuse auteur-compositeur-interprète par la suite, actrice, scénariste et j’en passe…. cette jeune femme a tout pour réussir. Et actuellement, elle suit une formation pour devenir réalisatrice. Sahala n’a pas fini de faire parler d’elle.

 

   Ny taona 2016 i Sahala, mpanankanto avy any Farafangana, no niditra teo amin’ny sehatry ny mozika. Niantomboka teo amin’ny fandihizana tao amin’ny tarika nisy an-jokiny i Sahala ary nanampa-kevitra ny handeha irery taty aoriana. Ankoatra ny maha mpihira sy mpandihy azy dia mpilalao horonantsary no mpanoratra ihany koa ity mpanakanto ity. Amin’izao fotoana izao ary izy dia miofana ho mpanatontosa horonantsary indray.

Studio Sifaka · 2020 - 06 - 20 Montage - Fanadihadiana - SAHALA
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter