COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Pixabay
Le Santa-bary est un événement important.

Sandrify : Le « santa-bary » ou prémices de riz

Depuis des années, le « santa-bary » ou les prémices de riz est un événement célébré par nos ancêtres que ce soit dans la société malgache, en famille ou entre amis... Il s'agit de fêter la première moisson de l'année en cours et aussi de souhaiter une bonne récolte pour les prochaines cultures. Les détails dans l'émission Sandrify.

Ny santa-bary

Ny « santa-bary » dia fomba fanaon' ny Ntaolo efa hatramin' izay : eo anivon' ny fiaraha-monina na eo amin' ny ankohonana. Izy io dia karazana fety hankalazana ny fiakaran' ny voka-bary voalohany ao anatin' ny taom-pamokarana ary koa firariana soa ny vokatra manaraka. Samy manana ny fomba fanaony ny tsirairay fa araho ao anatin' ny fandaharana Sandrify ny ambangovangony.

Studio Sifaka · 2020 - 06 - 22 Fandaharana Sandrify - SANTABARY-
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter