COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Studio Sifaka
Le doany Andranoro, un lieu sacré pour le culte traditionnel malagasy. (Ambohibao Antehiroka)

Sandrify : « Doany » et « kalanoro »

Des idées reçues et des rumeurs circulent dans la vie quotidienne, sur les « doany » ou les lieux sacrés pour faire des cultes traditionnels. Selon Eris Rabedaoro, traditionaliste, «doany » vient du mot arabe qui signifie «demande». A Madagascar, ce lieu est souvent rattaché à une personne ou groupe de personnes qui ont accompli des actes héroïques, très appréciés par les malgaches et qui ont une grande puissance spirituelle et sont spéciaux. Dans la deuxième partie de l’émission, Maitre Johnny adepte de la culture et spécialiste en occultisme universel, va révéler ce qu’est le « kalanoro ».


Samy manana ny fandraisany ny hoe « doany » ny tsirairay. Misy ny hevi-diso sy tsaho miely momba izany eny amin’ny fiainana andavanandro. Ny « doany » dia toerana masina natokana ho an’ny fivavahana nentim-paharazana. « Avy amin’ ny teny arabo izy io izay midika hoe « fangatahana », hoy i Eris Rabedaoro, mpahay fomban-drazana. Matetika ny doany eto Madagasikara dia miraikitra amina olona na andian’olona heverina fa mamy hoditra teo amin’ny fiaraha-monina, nanana fiainana ara-panahy matanjaka be. Ankoatra izay, vahinin’ny fandaharana i Maitre Johnny, mpitahiry kolotsaina sy mpandalina momba ny fifandraisana amin’ny hery tsy hita maso. Hampahafantatra ny hoe « kalanoro » izy.

Studio Sifaka · 2020 - 06 - 25 Fandaharana Sandrify -DOANY - KALANORO-
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter