COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Studio Sifaka
Sous le drapeau des jeunes recrues de la BANA (Base Navale d'Antsiranana).

Armée malgache : Comment en faire partie ?

La date du 26 juin marque l'avènement de la République de Madagascar mais c'est également une fête pour rendre hommage à l'armée malagasy. Cette dernière est un élément fondamental constituant un État. Pour ceux qui s'intéressent à ce sujet, découvrez ici quelles démarches suivre pour faire partie de celle-ci.


Ny datin'ny 26 jiona dia manamarika ny andro fankalazana ny nahazon'ny malagasy ny fahaleovan-tena. Azo lazaina fa daty hanomezam-boninahitra ny tafika malagasy ihany koa izy io. Ny fananana tafika moa dia singa manan-danja iray mandrafitra ny atao hoe firenena. Ho an'ireo izay liana hiditra amin'io sehatr'asa io ary dia fantaro ato hoe inona no tokony atao.

Studio Sifaka · 2020 - 06 - 27 Fanadihadiana Fety - Antsiranana
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter