COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Studio Sifaka
Le "jiro kapoaka", le lampion préféré des garçons.

Célébration de la fête nationale : Place aux jeux et aux repas

La célébration du 60ème anniversaire de l'Indépendance ne s’est pas faite comme d'accoutumée, à cause du coronavirus, pour la plupart des familles à Madagascar. Le soir du 25 juin, les enfants n'ont pas pu emporter des lampions dans les rues, les jeunes ont dû rester à la maison. Les personnes bloquées en province étaient loin de leurs proches. Malgré cela, la préparation des repas de fête et les jeux ont chargés leur emploi du temps festif.


Tsy toy ny mahazatra ny fankalazana ny fetim-pirenena tamin'ity taona ity noho ilay valan'aretina covid-19. Ny ankizy tsy afaka nitondra arendrina nandehandeha, ny tanora tsy afaka niaraka tamin' ireo namany. Nisy koa ny fianakaviana tafasaraka tsy niaraka nifety noho ny fahatapahan'ny làlana ka taraiky any amin' ny faritra. Samy niezaka nanao izay nahafinaritra azy daholo ihany anefa ka nibahan-toerana ny fialana voly amin' ireo kilalao maro isan-karazany sy ny fandrahoana sakafo matsiro.

Studio Sifaka · 2020 - 06 - 27 Fanadihadiana Fety - Antananarivo
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter