COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Studio Sifaka
John Harpe jouant de sa dernière création de harpe.

Sandrify : John Harpe, le seul harpiste représentant Madagascar et le continent africain

Dans le répertoire des harpistes paraguayens, John Harpe, de son nom d'artiste, est le seul harpiste qui a représenté le pays et tout le continent africain, lors du festival international virtuel de harpe, ce 20 et 21 juin. Artiste aux multiples talents, il a lui-même fabriqué sa harpe. Découvrez comment il a fait et ce qui le rend unique dans son art.



I John Harpe no hany mpanakanto mpiangaly harpe paraguayen eto Madagasikara sy eto Afrika. Izy ary araka izany no nosafidian'ny mpikarakara hisolo tena ny kaontinanta iray manontolo nandritra ny festival virtuel international de harpe ny 20 sy 21 jona lasa teo. Satria moa sarotra ny mahita harpe eto dia izy ihany no manamboatra ny azy. Fantatro ato ary hoe ahoana no nanamboarany izany sy ny mikasika ny tontolon'ity zava-kanto iray ity.

Studio Sifaka · 2020 - 06 - 30 Fandaharana - SANDRIFY- JOHN HARPE