COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©SIDEWALK
Patrick, jeune chanteur du death metal, lors d'un live au CFM Anosy.

Sandrify : « Death metal », genre de musique brutal et agressif

La première partie de l'émission est consacrée à la définition et la perception du « scream » en tant que technique vocale dans la musique metal. Dans la deuxième partie, on parle du « death metal » qui est le sous-genre de musique le plus extrême du heavy metal. Il est caractérisé par une musique brutale, agressive et difficile à jouer. Comme son nom l'indique, le death metal se focalise généralement sur le sujet de la mort que ce soit avant, pendant ou après la vie. Puis, il peut y avoir des discussions concernant le monde spirituel. Par contre, d'autres sujets sont toujours les bienvenus pour ce genre musical. Patrick Raobelina, un jeune chanteur de death metal est l'invité du jour.



Hovoaboasana eto am-piandohan'ny fandaharana ny famaritana sy ny fanehoan-kevitry ny olona manodidina ny hoe « scream » izay fomba fihira amin'ny mozika metaly.  Horesahina ao amin' ny tapany faharoan'ny fandaharana kosa ny «death metal» izay zanaka gadon-kira isan' ny tena mavesatra ao anatin' ny gadona « heavy metal ». Mampiavaka azy ny karazana mozika mahery vaika sy masiaka kanefa sarotra tendrena. Amin' ny ankapobeny,  ny « death metal »  dia miresaka ny fiainana mialoha, mandritra na aorian' ny fahafatesana. Mety hisy firesahana ny tontolo ara-panahy ihany koa. Na izany aza, malalaka be ny lohahevitra azo resahina ao anatin' io gadona io. Vahinin' ny fandaharana i Patrick Raobelina, tanora mpiangaly ny death metal.

Studio Sifaka · 2020 - 07 - 03 Fandaharana SANDRIFY SCREAM