COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Rakotozanany Marie Stellin.
Rakotozanany Marie Stellin, intervenant sur le Tsakafara.

Sandrify : Le Tsakafara, une coutume traditionnelle encore adoptée par les Tsimihety

Le nord de Madagascar est riche en traditions comme la danse, la musique mais aussi bien en éléments culturels qu'ils respectent encore jusqu'à nos jours. Le Kôro, par exemple, est un rythme musical qui distingue les Tsimihety. A part les chants, il y a aussi d'autres coutumes et rituels encore en vigueur dans la région dont le Tsakafara qui est une sorte de promesse ou de pacte fait quand on atteint un but ou qu'on réalise un projet. Il y a plusieurs règles qu'il faut respecter quant à sa réalisation, en particulier, l'interdiction formelle de consommer de la viande de porc sinon le vœu ne se réalisera pas ou qu'un malheur frappera si les interdits du Tsakafara sont violés.

Manan-karena kolontsaina tokoa raha iny faritra avaratra andrefan'i Madagasikara iny. Toy ny dihy, ny hira sy ireo fomba samihafa mbola hita any hatramin'izao . Ohatra amin'ny lafiny hira ny Kôro , izay fanao rehefa fotoan-dehibe mampiavaka ny foko tsimihety. Ankoatra ny hira, mbola voatana any amin'iny foko iny ihany koa ny Tsakafara,  karazana voady fanao rehefa tanteraka izay tanjona napetraka teo amin'ny fiainana. Misy anefa ny zavatra tsy maintsy tandrovina rehefa manao an'izay voady izay, toy ny  tsy fihinana kisoa.  Mety hisy ny loza raha toa ka tsy manaja ireo ny mpanao tsakafara.

Studio Sifaka · 2020 - 07 - 13 SANDRIFY - TSAKAFARA - SAMBATRA ZO
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter