COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Razafitsiarovana Fanomehanimbonitsoa Raïssa.
Issa a commencé par le casting de la voix d'or féminine en 2015.

Artiste : La parole à Issa, une chanteuse folksong et gasigasy

Razafitsiarovana Fanomehanimbonitsoa Raïssa alias Issa est une chanteuse malgache. Dès son enfance, elle a participé à diverses animations musicales avec son père. Persuadés de son talent, ses parents la soutiennent dans le monde de la musique. Elle débute sa carrière pro, en 2015, en participant à La voix d'or avec le groupe Njila, en terminant quatrième au concours musical. En 2017, son père a composé sa première chanson intitulée « Rotsirotsy, ce qui lui a permis de chanter au côté de grands artistes comme Njila, Mahery, Hery du Groupe Njila, Nantenaina, Nono, Benny, Bebey, Sammy, Sefo (du Groupe Lôlo sy ny tariny). C'est en 2019 qu'elle a décidé de faire carrière seule, en sortant une chanson Hafatra. Âgée de 26 ans, son objectif est de véhiculer la chanson malgache à travers le monde.


Issa, mpanakanto manana feo miavaka miainga amin'ny gadona gasigasy

Mpanakanto tanora, 26 taona, i Issa na Razafitsiarovana Fanomehanimbonitsoa Raïssa. Teraka tao anaty fianakaviana tia mozika, efa nandalo tao amin'ny tarika Sakaiza, nampiaram-peo tamin'ny mpanakanto maro ihany koa, toy ny tarika Njila izay nahita ny talentany tamin'ny fandrasainy anjara tamin'ilay fifaninanana « La voix d'or féminine » ny tarika Njila ny taona 2015. Ny taona 2017, nanoratan'ny dadany hira mitondra ny lohateny hoe Rotsirotsy izay gadona gasigasy izy. Nisafidy ny andeha irery kosa izy ny 2019 ka tsy niala tamin'ireo ngadona izay efa namolavolana azy toy ny jazz, ny mozika akostika . Ny tanjona napetrany dia ny mba ho matihanina ka hitondra avo ny mozika malagasy sy hitondra hafatra miainga amin'ireo aingam-panahy ao anatiny.

Studio Sifaka · 2020 - 07 - 12 Fanadihadiana ISSA